Skip to main content
FMF Miala

FMF Miala

15 signatures 35 to reach 50
H
Hasina R. signed 2 days ago
N
Narindra Fitiavana R. signed 2 days ago
K
Kiady M. signed 2 days ago
J
Jesse R. signed 2 days ago
J
JOHNSON N. signed 2 days ago
G
Générations H. signed 2 days ago
M
Miora R. signed 2 days ago
D
Dina R. signed 2 days ago
L
Lovatiana Hajaniaina R. signed 2 days ago
S
Sitraka R. signed 2 days ago
JT
Started by Johnatan Tiavina 2 days, 14 hours ago

📌💥 Efa nahafantatra ny lisitra ny mpilalao , fara fahakeliny tapa-bolana ( 15 jours ) mialoha ny  Fédération Malagasy de Football . 

Na izany aza, mbola nalefanareo ihany  ny convocation an’ilay mpilalao ( Nametaveta ) 
Tsy mba nisy  fanairana na fampilazana, mba hiarovana ny hasin’ny firenentsika.

👉🏾 Mety tsy nahalala ity raharaha ity ny mpanazatra fa ny Federasiona sy ireo mpiara-miasa aminy kosa tsy afa-miala amin’ny izany !

Taorian’ilay resaka maillot bleu tany Maroc, dia mbola mitohy indray ny henatra iraisam-pirenena mahazo antsika! Loza ee 🤦🏾‍♂️🤦🏾‍♂️

Raha tsy hainareo kosa ny andraikitrareo dia mametraha fialana. Aza mba manala  baraka ny Malagasy intsony otran’izao 🇲🇬. 

❌❌ Baolina Kitra Madio ❌❌
#Madagasikara #barea 
#BaolinaKitraMadio #FootGasy

5 Comments

J
JOHNSON Nomena Verified
2 days ago

Malagasy football needs change.

S
Sitraka Razafinjatovo Verified
2 days ago

Because Malagasy’s football needs a big change!!!

H
Herintsoa Nasandratra Verified
2 days ago

The Barea of ​​Madagascar deserve a federation president who truly loves football and understands the importance of this sport to his people.

S
Santatra Ravelomanantsoa Verified
2 days ago

Miala pr eh president et miala pr eh

M
Miguel Razafiarison Verified
2 days ago

Our country's honor is not a game

Help this petition grow

Share it with friends to help reach 50 signatures.

Your share link

Share directly